Ny Masoivohon’i Madagasikara eto Allemagne dia faly manasa antsika Malagasy ampielezana manerana ny fari-pihadidiany rehetra (Allemagne, Aut...
En savoir plus
Ny Hazo avo lalim-paka
Hasina Samoelinanja, Petit Prince Reisen & GrüneKiste Madagaskar Andrianiko ny teniko, ny an’ny hafa koa feheziko » Kolontsaina mampi...
En savoir plus
26 jona 2021| Ireo hetsika eto Alemana
26 jona 1960 - 26 jona 2021, ho feno 61 taona izao sabotsy ho avy izao ny niverenan'ny fahaleovan-tenan'ny Madagasikara rehefa avy v...
En savoir plus
Jörg Penzkofer Kopittke : tsara sitrapo manampy ireo Malagasy tsy manan-kialofana
Hanangana akany hoan’ireo zaza amam-behivavy mirenireny eny an-dalambe i Jörg Penzkofer Kopittke. Jörg Penzkofer Kopittke dia teratany...
En savoir plus
Teny fisaorana - Fetim-pirenena malagasy Hambourg
Miarahaba antsika tapaka sy namana, Fisaorana mitafotafo no atolotray mpiakarakara anareo rehetra tamin'ny fandraisanareo anjara a...
En savoir plus
Rivo Mahefa Ramarolahy, zoky modely ela nihetezana teto Alemaina
Rivo Mahefa Ramarolahy Izay olona mifanerasera amin'ny Alemaina, na ny mipetraka, na ny mandalo, dia saika mahafantatra an'And...
En savoir plus
Fiarahana mijery 1/4 Final Madagasikara vs Tunisie aty Hambourg
Arahabaina ny ekipan'ny barea sy ny malagasy tsy ankanavaka fa tafiakatra eo amin'ny dingana manaraka, izany hoe ny ampahefadalana...
En savoir plus
Fiarahana mijery Madagasikara vs RDC aty Hambourg
#AlefaBarea !!! Vao sambantsika malagasy tokoa no nandray anjara amin'ny CAN (Coupe d'Afrique des Nations de football) hatry ny n...
En savoir plus
17:00 - 18:30 Sehatry ny Diaspora - Workshop de la Diaspora
Diaspora matanjaka eo amin’ny sehatry ny asa Au pair ve ianao? Mamita freiwilliges Soziales Jahr (FSJ)? Sa mbola mitady zavatra hata...
En savoir plus
Fitsidihana ny tananan'ny Hamburg - ao anaty fandaharampotoana
Amin'ny fankalazana ny fetim-pirenena eto Hamburg izay hatao ny faha-29 volana jona ho avy io dia misy ny fitsidihana ny tanana. Ami...
En savoir plus
Inscription à :
Articles
(
Atom
)